<-
->

Nom / Fan 3:32 And Eleazar the son of Aaron the priest shall be chief over the chief of the Levites, and have the oversight of them that keep the charge of the sanctuary. Ary ny lehiben' ny lohan' ny Levita dia Eleazara, zanak' i Arona mpisorona, izay lehiben' ny mpitandrina ny anjara-raharaha ny amin' ny fitoerana masina. Eleazara zanak' i Aarona mpisorona, no lehiben' ny filohan' ny Levita, ka izy no mpitandrina an' ireo miandraikitra ny fiambenana ny fitoerana masina. Le prince des princes de Lévi était Éléazar, fils d' Aaron le prêtre. Il exerçait la surveillance sur ceux qui avaient la charge du sanctuaire.