<-
->

Nom / Fan 3:41 And thou shalt take the Levites for me (I am the Lord) instead of all the firstborn among the children of Israel; and the cattle of the Levites instead of all the firstlings among the cattle of the children of Israel. Ary alao ho Ahy ny Levita ho solon' ny lahimatoa rehetra eo amin' ny Zanak' Isiraely: Izaho no Jehovah; ary ny biby fiompin' ny Levita ho solon' ny voalohan-teraka rehetra amin' ny biby fiompin' ny Zanak' Isiraely. Dia ny Levita no halainao ho ahy, fa izaho no Iaveh, dia ho solon' ny lahimatoan' ny zanak' Israely rehetra izy; ary ny biby fiompin' ny Levita, ho solon' ny volaohan-teraka rehetra amin' ny biby fiompin' ny zanak' Israely. Puis, à la place des premiers-nés d' Israël, tu m' attribueras, à moi Yahvé, les Lévites, et de même leur bétail à la place des premiers-nés du bétail des Israélites. "