<-
->

Nom / Fan 3:45 Take the Levites instead of all the firstborn among the children of Israel, and the cattle of the Levites instead of their cattle; and the Levites shall be mine: I am the Lord. Alao ny Levita ho solon' ny lahimatoa rehetra eo amin' ny Zanak' Isiraely; ary ny biby fiompin' ny Levita ho solon' ny biby fiompiny: Ahy ny Levita; Izaho no Jehovah. Alao ny Levita ho solon' ny lahimatoa rehetra amin' ny zanak' Israely; ary ny biby fiompin' ny Levita ho solon' ny biby fiompiny koa, ka dia ho ahy ny Levita; izaho no Iaveh. " Prends les Lévites à la place de tous les premiers-nés des Israélites, et le bétail des Lévites à la place de leur bétail ; les Lévites seront à moi, à moi Yahvé.