<-
->

Nom / Fan 3:7 And they shall keep his charge, and the charge of the whole congregation before the tabernacle of the congregation, to do the service of the tabernacle. Dia hitandrina ny anjara-raharahan' i Arona sy ny anjara raharahan' ny fiangonana rehetra eo anoloan' ny trano-lay fihaonana izy, ka hanao ny fanompoana ao amin' ny tabernakely. Izy ireo no hiadidy ny zavatra rehetra iandraiketan' i Aarona, sy iandraiketan' ny Fiangonana rehetra, eo anoloan' ny trano lay fihaonana; ka hanatanteraka ny fanompoana momba ny Fonenana. Ils assumeront la charge qui lui incombe, ainsi qu'à toute la communauté, devant la Tente du Rendez-vous, en faisant le service de la Demeure.