<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 32:15 | For if ye turn away from after him, he will yet again leave them in the wilderness; and ye shall destroy all this people. | Fa raha miala amin' ny fanarahana Azy ianareo dia hamela azy any an-efitra Indray Izy; ka dia ianareo no handringana izao olona rehetra izao. | Fa raha mandà tsy hanaraka azy hianareo, dia mbola avelany aty an' efitra Israely, ka dia hianareo no ho fototry ny fandringanana izao vahoaka rehetra izao. | Si vous vous détournez de lui, il fera durer encore le séjour au désert, et vous aurez causé la perte de tout ce peuple. " |