<-
->

Nom / Fan 33:40 And king Arad the Canaanite, which dwelt in the south in the land of Canaan, heard of the coming of the children of Israel. Ary ren' ilay Kananita, mpanjakan' i Arada, izay nonina teo amin' ny tany atsimo amin' ny tany Kanana, fa avy ny Zanak' Isiraely. Ary ren' ilay Kananeana mpanjakan' i Arada izay nonina tao Negeba amin' ny tany Kanaana fa hoe tamy ny zanak' Israely. Le roi d' Arad, un Cananéen qui habitait le Négeb au pays de Canaan, fut informé lors de l' arrivée des Israélites.