<-
->

Nom / Fan 33:7 And they removed from Etham, and turned again unto Pihahiroth, which is before Baalzephon: and they pitched before Migdol. Ary nony niala tao Etama izy, dia nivily nankao Pi-hahirota, izay tandrifin' i Balazefona, ka nitoby tandrifin' i Migdola. Niala tao Etama izy, dia nivily tao Fihahirota, izay mifanandrify amin' i Beelsefona, ka nitoby teo anoloan' i Magdaloma. Ils partirent d'Étam, ils revinrent sur Pi-Hahirot, qui est en face de Baal-Çephôn, et campèrent devant Migdol.