<-
->

Nom / Fan 34:14 For the tribe of the children of Reuben according to the house of their fathers, and the tribe of the children of Gad according to the house of their fathers, have received their inheritance; and half the tribe of Manasseh have received their inheritance: fa ny firenena taranak' i Robena araka ny fianakaviany sy ny firenena taranak' i Gada araka ny fianakaviany dia efa nandray ny zara-taniny, ary ny antsasaky ny firenen' i Manase koa dia efa nandray ny zara-taniny; Fa ny fokon' ny zana-dRobena araka ny fokom-pianakaviny avy, sy ny fokon' ny zanak' i Gada, araka ny fokom-pianakaviany avy, dia efa samy nandray ny azy, ny antsasaky ny fokon' i Manase efa nandray ny lovany. Car la tribu des fils de Ruben avec ses familles et la tribu des fils de Gad avec ses familles ont déjà reçu leur héritage ; la demi-tribu de Manassé a aussi reçu son héritage.