<-
->

Nom / Fan 34:3 Then your south quarter shall be from the wilderness of Zin along by the coast of Edom, and your south border shall be the outmost coast of the salt sea eastward: Ary ny lafiny atsimo amin' ny taninareo dia hatramin' ny efitra Zina, izay mifanolotra amin' i Edoma. Ary ny fari-taninareo atsimo dia hatramin' ny faran' ny Ranomasin-tsira any atsinanana, Ny lafiny atsimo amin' ny taninareo dia ny efitra Sina, hatrany Edoma, ka ny faritrareo atsimo dia hatramin' ny faran' ny ranomasin-Tsira any atsinanana, La région méridionale de votre domaine s'étendra à partir du désert de Çîn, qui confine à Édom. Votre frontière méridionale commencera du côté de l' orient à l' extrémité de la mer Salée.