<-
->

Nom / Fan 34:7 And this shall be your north border: from the great sea ye shall point out for you mount Hor: Ary izao no ho fari-taninareo avaratra: hatramin' ny Ranomasina Lehibe dia aoka ny tendrombohitra Hora no hotandrifinareo; Izao no sisin-taninareo amin' ny avaratra. Avy ao amin' ny ranomasina Lehibe, dia hofaritanareo mihazo any an-tendrombohitra Hora; Et voici votre frontière septentrionale. Vous tracerez une ligne depuis la Grande Mer jusqu'à Hor-la-Montagne,