<-
->

Nom / Fan 34:8 From mount Hor ye shall point out your border unto the entrance of Hamath; and the goings forth of the border shall be to Zedad: ary hatramin' ny tendrombohitra Hora dia aoka ny lalana mankany Hamata no hotandrifinareo, ary aoka ny fari-tany hahazo an' i Zedada, avy ao an-tendrombohitra Hora, dia hofaritanareo mankao amin' ny vavahadin' i Hamata ka tonga hatrany sedada io faritra io; puis de Hor-la-Montagne vous tracerez une ligne jusqu'à l' Entrée de Hamat, et la frontière aboutira à Çedad.