<- -> |
[King James Bible] Numbers |
[Baiboly 1865] Fanisana na Nomery |
[Baiboly Katolika] Fanisana |
[Bible de Jérusalem] Les Nombres |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Nom / Fan 36:7 | So shall not the inheritance of the children of |
Dia tsy hifindra maso ny zara-tanin' ny firenen' ny Zanak' Isiraely; fa samy ho eo amin' ny zara-tanin' ny razany avy no hipetrahan' ny Zanak' Isiraely. | dia tsy hifindra maso ny lovan' ny zanak' Israely, fa samy ho eo amin' ny lovan' ny fokon-drainy avy no hipetrahan' ny zanak' Israely. | La part des |