<-
->

Nom / Fan 5:2 Command the children of Israel, that they put out of the camp every leper, and every one that hath an issue, and whosoever is defiled by the dead: Mandidia ny Zanak' Isiraely hamoaka ny boka rehetra sy ny marary mitsika rehetra ary ny maloto amim-paty rehetra hiala amin' ny toby; Asaovy avoaky ny zanak' Israely any ivelan' ny toby izay rehetra boka, na voan' ny fitsihana, na voaloton' ny faty. " Ordonne aux Israélites de renvoyer du camp tout lépreux, toute personne atteinte d'écoulement, ou qu' un cadavre aurait rendue impure.