<-
->

Nom / Fan 7:8 And four wagons and eight oxen he gave unto the sons of Merari, according unto their service, under the hand of Ithamar the son of Aaron the priest. ary sariety efatra sy omby valo no nomeny ho an' ny taranak' i Merary, araka ny fanompoany, eo amin' ny fehin' Itamara, zanak' i Arona mpisorona. Sarety efatra sy omby valo kosa, no nomeny ny taranak' i Merary, fehin' Itamara, zanak' i Aarona mpisorona, araka izay ilainy amin' ny raharahany. Aux fils de Merari, il donna quatre chariots et huit boeufs, en raison de la fonction qu' ils avaient à remplir sous la direction d' Itamar, fils d' Aaron le prêtre.