<-
->

Nom / Fan 7:84 This was the dedication of the altar, in the day when it was anointed, by the princes of Israel: twelve chargers of silver, twelve silver bowls, twelve spoons of gold: Ireo no zavatra naterin' ny lohan' ny Isiraely ho amin' ny fitokanana ny alitara tamin' ny andro izay nanosorana azy: lovia volafotsy roa ambin' ny folo, lovia volafotsy roa ambin' ny folo famafazana, lovia kely volamena roa ambin' ny folo; Ireo no fanomezana avy amin' ny filohan' Israely, tamin' ny fitokanana ny otely, tamin' ny andro nanosorana azy; lovia volafotsy roa ambin' ny folo, kapoaka volafotsy roa ambin' ny folo, ary lovia kely volamena roa ambin' ny folo. Telles furent les offrandes des princes d' Israël pour la dédicace de l' autel, le jour de son onction : douze coupes d' argent, douze coupes d' aspersion en argent, douze coupes d' or.