<-
->

Nom / Fan 9:14 And if a stranger shall sojourn among you, and will keep the passover unto the Lord; according to the ordinance of the passover, and according to the manner thereof, so shall he do: ye shall have one ordinance, both for the stranger, and for him that was born in the land. Ary raha misy mivahiny eo aminareo ka mba te-hitandrina ny Paska ho an' i Jehovah, dia araka ny didy sy ny fanao amin' ny Paska ihany no hanaovany azy; lalàna iray ihany no ho aminareo, na vahiny, na tompon-tany. Raha vahiny mitoetra eo aminareo no manao ny Pakan' ny Tompo dia hotandremany ny lalàna amam-pitsipika momba ny Paka. Lalàna iray ihany no ho anareo, na ho an' ny vahiny na ho an' ny tompon-tany. Si quelque étranger réside parmi vous et célèbre une Pâque pour Yahvé, c' est selon le rituel et les coutumes de la Pâque qu' il la célébrera. Il n' y aura chez vous qu' une loi, pour l'étranger comme pour le citoyen.