<-
->

Mik / Mi 2:12 I will surely assemble, O Jacob, all of thee; I will surely gather the remnant of Israel; I will put them together as the sheep of Bozrah, as the flock in the midst of their fold: they shall make great noise by reason of the multitude of men. Hamory anareo rehetra tokoa Aho, ry Jakoba, Ary hanangona ny sisa amin' ny Isiraely tokoa, Hakambako toy ny ondry any amin' ny vala izy, Toy ny ondry andiany ao amin' ny tany fiandrasana; Hitabataba izy noho ny hamaroan' ny olona. Hamory anao manontolo aho, ry Jakoba ô, hangoniko izay sisa amin' Israely; hovoriko hikambana toy ny ondry amin' ny vala izy; toy ny ondry andiany eo afovoam-balany, no ho fisasasasan' ny olona ankabetsahany. Oui, je veux rassembler Jacob tout entier, je veux réunir le reste d' Israël! Je les regrouperai comme des moutons dans l' enclos; comme un troupeau au milieu de son pâturage, ils feront du bruit loin des hommes.