<-
->

Mik / Mi 2:7 O thou that art named the house of Jacob, is the spirit of the Lord straitened? are these his doings? do not my words do good to him that walketh uprightly? He! izany teny izany! Ry taranak' i Jakoba, Malaky tezitra va ny Fanahin' i Jehovah? Ireto va no asa fanaony? Tsy mahasoa izay mandeha mahitsy va ny teniko? Hianao, ilay antsoina hoe taranak' i Jakoba, moa tsy manana fandeferana va Iaveh? Izany va no asa fanaony? - Moa ny teniko tsy mba tenim-pitiavana ho an' izay mandeha amin' ny hitsiny? La maison de Jacob serait-elle maudite ? Yahvé a-t-il perdu patience ? Est-ce là sa manière d' agir ? Ses paroles ne sont-elles pas bienveillantes pour son peuple Israël ?