<-
->

Mik / Mi 3:12 Therefore shall Zion for your sake be plowed as a field, and Jerusalem shall become heaps, and the mountain of the house as the high places of the forest. Koa dia hasaina toy ny tanimboly Ziona noho ny nataonareo, Ary Jerosalema ho tonga korontam-bato, Ary ny tendrombohitra misy ny trano dia ho tonga toy ny havoana mifono ala. Koa noho ny aminareo, Siona hanjary saha asaina, Jerosalema ho tonga antontam-bato, ary ny tendrombohitra misy ny tempoly ho fitoerana avo misy hazo! C' est pourquoi, par votre faute, Sion deviendra une terre de labour, Jérusalem un monceau de décombres, et la montagne du Temple une hauteur boisée. Le règne futur de Yahvé à Sion.