<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 4:10 | Be in pain, and labour to bring forth, O daughter of |
Ry Ziona zanakavavy, mararia, ka manezaha, Toy ny vehivavy raha miteraka! Fa ankehitriny dia hivoaka avy any an-tanàna ianao Ka hipetraka any an-tsaha, Ary dia ho tonga hatrany Babylona aza; Any no hamonjena anao, Eny, any no hanavotan' i Jehovah anao ho afaka amin' ny tanan' ny fahavalonao. | Aoka ho voan' ny fanaintainana sy hanezaka hianao, ry zanakavavin' i Siona, toy ny vehivavy raha miteraka! Fa efa hivoaka ny tanàna hianao ankehitriny, ka honina any an-tsaha, ary ho tonga hatrany Babilona; any no hanafahana anao; any no anavotan' ny Tompo anao, ho afaka amin' ny tànan' ny fahavalonao. | Tords-toi de douleur et crie, fille de |