<- -> |
[King James Bible] Book of Micah |
[Baiboly 1865] Mika |
[Baiboly Katolika] Mikea |
[Bible de Jérusalem] Livre de Michée |
||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||
Mik / Mi 6:4 | For I brought thee up out of the land of |
Fa nentiko niakatra avy tany amin' ny tany Egypta ianao Sady navotako avy tao amin' ny trano nahandevozana: Dia nirahiko hitarika anao Mosesy sy Arona ary Miriama. | Fa nitondra anao niakatra avy any amin' ny tany Ejipta aho, ary nanavotra anao tamin' ny andro nahandevozana; ary naniraka teo anoloanao, an' i Moizy sy Aarona ary Maria. | Car je t' ai fait monter du pays d' |