<-
->

Nah Na 3:18 Thy shepherds slumber, O king of Assyria: thy nobles shall dwell in the dust: thy people is scattered upon the mountains, and no man gathereth them. Rendrehana ny mpiandrinao, ry mpanjakan' i Asyria; Miampatrampatra ny lehilahy maherinao; Aely eny an-tendrombohitra ny olonao. Ka tsy misy mamory azy. Rendremana ny mpiandrinao, ry mpanjakan' i Asiria; mivalandotra ny lehilahy maherinao; mihahaka eny an-tendrombohitra ny vahoakanao; sady tsy misy olona mamory azy. se sont endormis tes bergers, roi d' Assur ? Tes puissants sommeillent, ton peuple est dispersé sur les montagnes, nul ne pourra plus les rassembler.