<-
->

Hab 2:16 Thou art filled with shame for glory: drink thou also, and let thy foreskin be uncovered: the cup of the Lord' s right hand shall be turned unto thee, and shameful spewing shall be on thy glory. Efa feno henatra ianao, fa tsy voninahitra; Mba sotroy koa, ka mitanjaha; Hatolotra anao ny kapoaka eny an-tanana ankavanan' i Jehovah, Ary fahamenarana no ho amin' ny voninahitrao. Henatra no nivokisanao fa tsy voninahitra; misotroa koa hianao, ka asehoy ny tsy mahavoafora anao; hivadika hirotsaka aminao ny kapoaka ao an-tànana ankavanan' ny Tompo; ho sarona fahafaham-baraka ny voninahitrao. Tu t' es saturé d' ignominie, non de gloire! Bois à ton tour et montre ton prépuce! Elle passe pour toi, la coupe de la droite de Yahvé, et l' infamie va recouvrir ta gloire!