<-
->

Zef / Sof 2:4 For Gaza shall be forsaken, and Ashkelon a desolation: they shall drive out Ashdod at the noon day, and Ekron shall be rooted up. Fa hafoy Gaza, Ary ho lao Askelona; Horoahiny mitataovovonana Asdoda, Ary hofongorana Ekrona. Fa Gaza, hafoy; Askalona, hanjary efitra; Azota horoahina mitataovovonana; ary Akarona hofongorana. Oui, Gaza va être abandonnée, Ashqelôn sera une solitude. Ashdod, en plein midi on la chassera; Éqrôn sera déracinée.