<-
->

Zak / Za 1:12 Then the angel of the Lord answered and said, O Lord of hosts, how long wilt thou not have mercy on Jerusalem and on the cities of Judah, against which thou hast had indignation these threescore and ten years? Ary Ilay Anjelin' i Jehovah namaly hoe: He, Jehovah, Tompon' ny maro ô! mandra-pahoviana no tsy hamindranao fo amin' i Jerosalema sy amin' ny tanànan' ny Joda, izay efa nahatezitra Anao fito-polo taona izay. Dia niteny ilay anjelin' ny Tompo nanao hoe: Ry Iavehn' ny tafika ô, mandra-pahoviana hianao no tsy hamindra fo amin' i Jerosalema sy ny tanànan' i Jodà, izay itezeranao efa hatramin' ny fitopolo taona? Alors l' ange de Yahvé prit la parole et dit : Yahvé Sabaot, jusques à quand tarderas-tu à prendre en pitié Jérusalem et les villes de Juda auxquelles tu as fait sentir ta colère depuis soixante-dix ans ?