<-
->

Zak / Za 1:14 So the angel that communed with me said unto me, Cry thou, saying, Thus saith the Lord of hosts; I am jealous for Jerusalem and for Zion with a great jealousy. Ary ilay anjely niresaka tamiko dia nanao tamiko hoe: Miantsoa hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Saro-piaro dia saro-piaro an' i Jerosalema sy Ziona Aho. Ary ity anjely niresaka tamiko kosa nanao tamiko hoe: Ataovy antso avo izao: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Efa azon' ny fahasarotam-piaro mafy, an' i Jerosalema sy an' i Siona aho. Alors l' ange qui me parlait me dit : Fais cette proclamation : Ainsi parle Yahvé Sabaot. J'éprouve un amour très jaloux pour Jérusalem et pour Sion,