<-
->

Zak / Za 1:17 Cry yet, saying, Thus saith the Lord of hosts; My cities through prosperity shall yet be spread abroad; and the Lord shall yet comfort Zion, and shall yet choose Jerusalem. Miantsoa indray hoe: Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Hihoa-pampana ny fanambinana ny tanànako; ary Jehovah hampionona an' i Ziona ary mbola hifidy an' i Jerosalema indray. Ataovy antso avo koa izao: Izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Mbola hitobaka eto an-tanànako ny harem-be; ary mbola hampionona an' i Siona Iaveh, sy mbola hifidy an' i Jerosalema. Fais encore cette proclamation : Ainsi parle Yahvé Sabaot. Mes villes abonderont encore de biens. Yahvé consolera encore Sion, il fera encore choix de Jérusalem.