<-
->

Zak / Za 1:7 Upon the four and twentieth day of the eleventh month, which is the month Sebat, in the second year of Darius, came the word of the Lord unto Zechariah, the son of Berechiah, the son of Iddo the prophet, saying, Tamin' ny andro fahefatra amby roa-polo tamin' ny volana fahiraika ambin' ny folo (volana Sebata izany) tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa dia tonga tamin i Zakaria mpaminany, zanak' i Berekia, zanak' Ido, ny tenin' i Jehovah nanao,hoe: Tamin' ny andro fahefatra amby roapolon' ny volana, izay volana Sabata, tamin' ny taona faharoa nanjakan' i Dariosa, tonga tamin' i Zakaria, mpaminany, zanak' i Barakia, zank' i Adao, ny tenin' Andriamanitra, dia izao: Le vingt-quatrième jour du onzième mois le mois de Shebat , la deuxième année de Darius, la parole de Yahvé fut adressée au prophète Zacharie fils de Bérékya , fils de Iddo, en ces termes.