<-
->

Zak / Za 10:7 And they of Ephraim shall be like a mighty man, and their heart shall rejoice as through wine: yea, their children shall see it, and be glad; their heart shall rejoice in the Lord. Ho toy ny lehilahy mahery Efraima, Ary hifaly toy ny azon' ny divay ny fony; Ny zanany hahita ka ho faly; Hifaly amin' i Jehovah ny fony. Fa toy ny mpiady mahery, ry zareo Efraima, hifaly toy ny fifaliana amin' ny divay ny fony; hahita izany ireo zanany, ka hiravoravo, ary hientan-kafaliana amin' ny Tompo ny fon' izy ireo! Éphraïm sera comme un vaillant et leur coeur se réjouira comme sous l' effet du vin; leurs fils regarderont et se réjouiront, leur coeur exultera en Yahvé.