<-
->

Zak / Za 12:5 And the governors of Judah shall say in their heart, The inhabitants of Jerusalem shall be my strength in the Lord of hosts their God. Ary ireo lohany amin' ny firenen' i Joda dia hanao anakampo hoe: Ny mponina any Jerosalema dia heriko ao amin' i Jehovah, Tompon' ny maro, Andriamaniny. Ny filohan' i Jodà, hanao anakampo hoe: Ny mponina ao Jerosalema dia hery ho ahy avy amin' ny Tompon' ny tafika, Andriamanitr' izy ireo. Alors les chefs de Juda diront en leur coeur : La force pour les habitants de Jérusalem est en Yahvé Sabaot, leur Dieu.