<-
->

Zak / Za 12:7 The Lord also shall save the tents of Judah first, that the glory of the house of David and the glory of the inhabitants of Jerusalem do not magnify themselves against Judah. Ary hovonjen' i Jehovah aloha ny lain' ny Joda, mba tsy hisandratra ambonin' ny Joda intsony ny voninahitry ny taranak' i Davida sy ny voninahitry ny mponina any Jerosalema. Ny lain' i Jodà aloha no hovonjen' ny Tompo, mba tsy hisandratra ambonin' i Jodà, ny reharehan' ny taranak' i Davida, sy ny reharehan' ny mponina ao Jerosalema. Yahvé sauvera tout d' abord les tentes de Juda pour que la fierté de la maison de David et celle de l' habitant de Jérusalem ne s' exaltent aux dépens de Juda.