<-
->

Zak / Za 12:8 In that day shall the Lord defend the inhabitants of Jerusalem; and he that is feeble among them at that day shall be as David; and the house of David shall be as God, as the angel of the Lord before them. Amin' izany andro izany dia harovan' i Jehovah ny mponina any Jerosalema; ary izay mila ho reraka ao aminy aza amin' izany andro izany dia ho tahaka an' i Davida; ary ny taranak' i Davida ho tahaka an' Andriamanitra, dia tahaka Ilay Anjelin' i Jehovah eo anoloany. Amin' izany andro izany, Iaveh hanangana manda manodidina ny mponina ao Jerosalema, ary izay mangozohozo eo amin' izy ireo, dia ho tahaka an' i Davida amin' izany andro izany, ary ny taranak' i Davida ho tahaka an' Andriamanitra, dia ho tahaka ilay anjelin' ny Tompo, eo anoloan' izy ireo. En ce jour-là, Yahvé protégera l' habitant de Jérusalem; celui d' entre eux qui chancelle sera comme David en ce jour-là, et la maison de David sera comme Dieu, comme l' Ange de Yahvé devant eux.