<- -> |
[King James Bible] Book of Zechariah |
[Baiboly 1865] Zakaria |
[Baiboly Katolika] Zakaria |
[Bible de Jérusalem] Livre de Zacharie |
|||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||
Zak / Za 14:10 | All the land shall be turned as a plain from |
Ho tonga tahaka ny tani-hay ny tany rehetra hatrany Geba ka hatrany Rimona ao atsimon' i Jerosalema; ary hasandratra sy honenana ao amin' ny fitoerany izy hatramin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny vavahady voalohany, hatramin' ny vavahady an-jorony, ary hatramin' ny tilikambo Hananela ka hatramin' ireo famiazam-boaloboky ny mpanjaka. | Hovana ho tany lemaka ny tany rehetra, hatrany Gabaa ka hatrany Remmona, eo atsimon' i Jerosalema. Ary hasandratra sy hipetraka amin' ny toerany Jerosalema, dia hatreo amin' ny vavahadin' i Benjamina ka hatreo amin' ny fitoeran' ny vavahadin' ny Zoro, ary hatreo amin' ny tilikambo Hananeely ka hatrany amin' ny famihazam-boaloboky ny mpanjaka. | Tout le pays retournera en plaine, depuis |