<-
->

Zak / Za 14:11 And men shall dwell in it, and there shall be no more utter destruction; but Jerusalem shall be safely inhabited. Dia hisy mponina any, ary tsy hisy ozona intsony, fa Jerosalema handry fahizay. Ny olona, honinao ao, ny anatema tsy hisy intsony; ary Jerosalema handry fahizay. On y habitera, il n' y aura plus d' anathème et Jérusalem sera habitée en sécurité.