<-
->

Zak / Za 14:14 And Judah also shall fight at Jerusalem; and the wealth of all the heathen round about shall be gathered together, gold, and silver, and apparel, in great abundance. Ary ny Joda koa hamely an' i Jerosalema, ary hovorina ny haren' ny firenena manodidina rehetra, dia volamena sy volafotsy ary fitafiana betsaka. Jodà koa hiady amin' i Jerosalema. Ary ho voaangona ny harena amin' ny firenena rehetra manodidina, dia volamena sy volafotsy, ary fitafiana be dia be. Juda lui aussi combattra à Jérusalem. Les richesses de toutes les nations alentour seront rassemblées, or, argent, vêtements en énorme quantité.