<-
->

Zak / Za 14:16 And it shall come to pass, that every one that is left of all the nations which came against Jerusalem shall even go up from year to year to worship the King, the Lord of hosts, and to keep the feast of tabernacles. Ary ny sisa rehetra amin' ny jentilisa rehetra, izay niakatra namely an' i Jerosalema, dia hiakatra isan-taona isan-taona hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, dia Jehovah, Tompon' ny maro, sy hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo. Izay rehetra sisa tavela amin' ny firenena niakatra namely an' i Jerosalema, hiakatra isan-taona avokoa, hiankohoka eo anatrehan' ny Mpanjaka, Iavehn' ny tafika, sy hankalaza ny fetin' ny Tabernakla. Il arrivera que tous les survivants de toutes les nations qui auront marché contre Jérusalem monteront année après année se prosterner devant le roi Yahvé Sabaot et célébrer la fête des Tentes.