<-
->

Zak / Za 14:18 And if the family of Egypt go not up, and come not, that have no rain; there shall be the plague, wherewith the Lord will smite the heathen that come not up to keep the feast of tabernacles. Ary raha ny firenen' i Egypta tsy mba miakatra ka tsy tonga, dia tsy hisy koa any aminy, sady ho tonga ny areti-mandringana izay hamelezan' i Jehovah ny firenena tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo. Ary raha ny fianakavian' i Ejipta no tsy miakatra sy tsy tonga, dia tsy hilatsahan' ny ranonorana koa izy, sady hasian' ny fery hamelezan' ny Tompo an' izay tsy miakatra hankalaza ny fetin' ny Tabernakla. Si la famille d'Égypte ne monte pas et ne vient pas, il y aura sur elle la plaie dont Yahvé frappe les nations qui ne monteront pas célébrer la fête des Tentes.