<-
->

Zak / Za 14:19 This shall be the punishment of Egypt, and the punishment of all nations that come not up to keep the feast of tabernacles. Izany no fampijaliana an' i Egypta sy fampijaliana ny firenena rehetra izay tsy miakatra hitandrina ny andro firavoravoana fitoerana an-trano rantsan-kazo. Izany no sazy hanjo an' i Ejipta sady sazy hanjo ny firenena rehetra, izay tsy miakatra hankalaza ny fetin' ny Tabernakla. Telle sera la punition de l'Égypte et la punition de toutes les nations qui ne monteront pas célébrer la fête des Tentes.