<-
->

Zak / Za 6:10 Take of them of the captivity, even of Heldai, of Tobijah, and of Jedaiah, which are come from Babylon, and come thou the same day, and go into the house of Josiah the son of Zephaniah; Mandraisa avy amin' ny babo, dia amin' i Helday sy Tobia ary Jedaia, eny, mandehana amin' izany andro izany ihany ianao, ka midìra ao an-tranon' i Josia, zanak' i Zefania, izay novantaniny nony vao tonga avy tany Babylona izy, Handray avy eo an-tànan' ireo babo hianao, dia avy eny an-tànan' i Holdai sy Tobia ary Idaia; - ka ny tenanao no handeha amin' izany andro izany ho any an-tranon' i Josiasa, izay nidiran' izy ireo, nony vao tonga avy any Babilona izy, - Fais une collecte auprès des exilés, de Heldaï, de Tobiyya et de Yedaya, puis tu iras, toi, en ce jour-là tu iras chez Yoshiyya, fils de Çephanya, qui est arrivé de Babylone.