<-
->

Mal / Ma 1:4 Whereas Edom saith, We are impoverished, but we will return and build the desolate places; thus saith the Lord of hosts, They shall build, but I will throw down; and they shall call them, The border of wickedness, and, The people against whom the Lord hath indignation for ever. Na dia hoy aza Edoma: Torotoro izahay, nefa mbola hamboarinay indray ny efa rava dia izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Ireo dia hanamboatra, fa Izaho kosa handrava; ary dia hatao hoe tanin' ny faharatsiana, dia firenena tezeran' i Jehovah mandrakizay, ireo. Raha lazain' i Edoma hataony hoe: Noravana izahay, nefa hanangana ny rava indray, - dia izao no lazain' ny Tompon' ny tafika: Izy ireo hanorina; izaho kosa handrava; ka izao no ho filazan' ny olona azy: Tanim-paharatsiana io, firenena tezeran' ny Tompo mandrakizay. Si Édom dit : " Nous avons été détruits, mais nous relèverons nos ruines ", ainsi parle Yahvé Sabaot : Qu' ils bâtissent, moi je démolirai! On les surnommera " Territoire d' impiété " et " Le peuple contre qui Yahvé est courroucé à jamais "