<-
->

Mal / Ma 2:5 My covenant was with him of life and peace; and I gave them to him for the fear wherewith he feared me, and was afraid before my name. Ny fanekeko taminy dia fiainana sy fiadanana; ary nomeko azy ho fahatahorana izany, ka dia natahotra Ahy sy nangovitra teo anatrehan' ny anarako izy. Ny fanekeko tamin' i Levì, dia fiainana amam-piadanana, ary nomeko azy izany soa izany; ary fanekem-pahatahorana, ka dia natahotra ahy, sy nangovitra teo anatrehan' ny anarako izy. Mon alliance était avec lui, c'était vie et paix, et je les lui accordais, crainte, et il me craignait, et devant mon Nom il avait révérence