<-
->

Mat / Mt 13:1 The same day went Jesus out of the house, and sat by the sea side. Ary tamin' izany andro izany dia nivoaka avy tao an-trano Jesosy ka nipetraka teo amoron' ny ranomasina. Tamin' izany andro izany, rahefa nivoaka avy tao an-trano Jeso, dia nipetraka tao amoron-dranomasina. En ce jour-là, Jésus sortit de la maison et s' assit au bord de la mer.