<-
->

Mat / Mt 13:36 Then Jesus sent the multitude away, and went into the house: and his disciples came unto him, saying, Declare unto us the parable of the tares of the field. Ary rehefa nampody ny vahoaka Jesosy, dia niditra tao an-trano Izy, ary ny mpianany nankao aminy ka nanao hoe: Lazao aminay ny hevitry ny fanoharana ny amin' ny tsimparifary tany an-tanimbary. Tamin' izay, nony efa nampody ny vahoaka izy, dia mba nody, ary nanatona azy ny mpianany nanao hoe: Lazao anay ny hevitry ny fanoharana ny amin' ny ahi-dratsy. Alors, laissant les foules, il vint à la maison ; et ses disciples s' approchant lui dirent : " Explique-nous la parabole de l' ivraie dans le champ. "