<-
->

Mat / Mt 16:13 When Jesus came into the coasts of Caesarea Philippi, he asked his disciples, saying, Whom do men say that I the Son of man am? Ary rehefa tonga tany amin' ny faritanin' i Kaisaria-filipo Jesosy, dia nanontany ny mpianany Izy ka nanao hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? Ary nony tonga tany amin' ny faritany atao hoe: Sezarean' i Filipo Jeso, dia nanontany ny mpianany hoe: Ataon' ny olona ho iza moa ny Zanak' olona? Arrivé dans la région de Césarée de Philippe, Jésus posa à ses disciples cette question : " Au dire des gens, qu' est le Fils de l' homme ? "