<-
->

Mat / Mt 16:14 And they said, Some say that thou art John the Baptist: some, Elias; and others, Jeremias, or one of the prophets. Dia hoy ireo: Hoy ny sasany: Jaona Mpanao-batisa; ary hoy ny sasany: Elia; ary hoy ny sasany: Jeremia, na anankiray amin' ny mpaminany. Ary hoy ireo: Ny sasany manao hoe: Joany Batista, ny sasany Elia, ary ny sasany Jeremia, na ny anankiray amin' ny mpaminany. Ils dirent : " Pour les uns, Jean le Baptiste ; pour d' autres, Élie ; pour d' autres encore, Jérémie ou quelqu' un des prophètes. " -