<-
->

Mat / Mt 16:24 Then said Jesus unto his disciples, If any man will come after me, let him deny himself, and take up his cross, and follow me. Dia hoy Jesosy tamin' ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy. Ary tamin' izay Jeso dia nilaza tamin' ny mpianany hoe: Raha misy ta-hanaraka ahy, aoka izy handà ny tenany, sy hitondra ny hazo fijaliany, ka hanaraka ahy. Alors Jésus dit à ses disciples : " Si quelqu' un veut venir à ma suite, qu' il se renie lui-même, qu' il se charge de sa croix, et qu' il me suive.