<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Matthew |
[Baiboly 1865] Matio |
[Baiboly Katolika] Matio |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Matthieu |
|||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||
Mat / Mt 17:14 | And when they were come to the multitude, there came to him a certain man, kneeling down to him, and saying, | Ary rehefa tonga teo amin' ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an' i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe: | Ary rahefa tonga teo amin' ny vahoaka izy, dia nisy lehilahy anankiray nanatona azy, ka nandohalika teo anatrehany nanao hoe: Tompo, mamindrà fo amin' ny zanako lahy; mararin' ny androbe izy ka mijaly mafy loatra, fa matetika mianjera any anaty afo, ary matetika koa any anaty rano. | Comme ils rejoignaient la foule, un homme s' approcha de lui et, s' agenouillant, lui dit : |