<-
->

Mat / Mt 17:19 Then came the disciples to Jesus apart, and said, Why could not we cast him out? Dia nankao amin' i Jesosy mangingina ny mpianatra ka nanao hoe: Nahoana izahay no tsy nahavoaka azy? Noho ny tsy fahampian' ny finoanareo, hoy Jeso taminy. Fa lazaiko marina aminareo, fa raha manam-pinoana hoatra ny voan-tsinapy iray aza hianareo, ka hiteny amin' io tendrombohitra io hoe: Mifindrà erý hianao, dia hifindra izy, ary tsy hisy tsy ho azonareo hatao. Alors les disciples, s' approchant de Jésus, dans le privé, lui demandèrent : " Pourquoi nous autres, n' avons-nous pu l' expulser ? " -