<-
->

Mat / Mt 17:24 And when they were come to Capernaum, they that received tribute money came to Peter, and said, Doth not your master pay tribute? Ary nony tonga tao Kapernaomy izy, dia nankeo amin' i Petera ny mpandray ny antsasaky ny sekely ka nanao hoe: Moa ny mpampianatra anareo tsy mba mandoa ny antsasaky ny sekely va? Mandoa izy, hoy Piera. Ary raha niditra tao an-trano izy, dia notsenain' i Jeso nilazany hoe: Ahoana no hevitrao, ry Simona? Iza moa no angalan' ny mpanjaka etý an-tany hetra sy hajia? ny zanany sa ny olon-kafa? Comme ils étaient venus à Capharnaüm, les collecteurs du didrachme s' approchèrent de Pierre et lui dirent : " Est-ce que votre maître ne paie pas le didrachme ? " -