<-
->

Mat / Mt 17:9 And as they came down from the mountain, Jesus charged them, saying, Tell the vision to no man, until the Son of man be risen again from the dead. Ary rehefa nidina avy tao an-tendrombohitra izy, dia nandrara azy Jesosy ka nanao hoe: Aza milaza amin' olona ny fahitana, mandra-pitsangan' ny Zanak' olona amin' ny maty. Ary rahefa nidina avy tany an-tendrombohitra izy, dia hoy Jeso nandrara azy ireo: Aza milaza na amin' iza na amin' iza izay vao hitanareo, ambara-pitsangan' ny Zanak' olona amin' ny maty. Comme ils descendaient de la montagne, Jésus leur donna cet ordre : " Ne parlez à personne de cette vision, avant que le Fils de l' homme ne ressuscite d' entre les morts. "